HALELOIA

Sekoly Alahady Mpihira Ambohijanaka Fivoarana

HALELOIA


Ref: *2
Hafa ihany ny andriamanintsika
Raha samy anompo manompo azy
Fitiavany tsy voafetra
Mandrakizay ny voninahiny


1- Nomeny ny zanany
Ho antsika rehetra
Nomeny ny zanany
Ho antsika rehetra.


2- DERA, LAZA HO AN’ANDRIAMANINTSIKA
(Dera, laza ho an’andriamanintsika)
HALELOIA, HALELOIA
(Haleloia, haleloia)
HOSANA E, HO AN’NY AVO INDRINDRA
(Hosana e, ho an’ny avo indrindra)


3-Midera azy amin’ny feo
Midera azy amin’ny dihy
Hiderao azy izay anananao


Bridge :
Haleloia, hosana
Haleloia, hosana
Haleloia, hosana
Haleloia, hosana
Ref: *1
Hafa ihany ny andriamanintsika
Raha samy anompo manompo azy
Fitiavany tsy voafetra
Mandrakizay ny voninahiny
HALELOIA


A/C: Zara Nirina


·