Haleloia

Antoko Mpihira MORIA

Haleloia


Haleloia, Haleloia, Hosana รด!


Dera laza anie any amin’ny avo indrindra
Hosana ho Anao Tomponay


Teraka Jeso Tomponay
Taitra ny olona fahizay
Nisy anjely nihira teo
Mahafinaritra tsara feo


Ny anjely sy ireo mpiandry ondry samy mankalaza
Izay mampiseho fa mpanjakan’ny mpanjaka ilay zaza
Andro noely izao samy mankalaza avokoa ny olona
Ka manandra-peo sy mihira mafy hoe: Haleloia


Tonga ety an-tany ny mpanavotra
Mba hanafaka ireo tahotra
Mampiseho ny fampihavana
Ary koa mitondra fiadanana


·