Haleloia
Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo
Haleloia
Haleloia, derainay ho mandrakizay
Masina Ianao Ray Tsitoha
Fitiavanao lehibe tokoa
Ka hasandratray ny feonay
Haleloia Haleloia
Haleloia, derainay ho mandrakizay
Fa lehibe Ianao, tsy misy toa Anao
Tsy takatry ny saina ny fikasanao ho anay
Ray o, hinoaka izao fa efa voarindra
Izay avy Aminao azoko antoka fa tsara
Haleloia, derainay ho mandrakizay
A/C: Fitiavana Rbrl