Haleloia

SLK Ambohidroa

Haleloia


Haleloia! Haleloia!
Haleloia hosanna ho anao




  1. Jehovah รด inao efa nandinika ahy
    (haleloia! Haleloia)
    Ny fipetrako na ny fitsangako
    (haleloia! Haleloia)
    Ny tohetrako izay miafina indrindra
    (fantatrao eny fantatrao)
    Ny ao am-po tsy miloaka hitanao avokoa
    (fantatrao eny fanatatrao) x2




  2. Tsy mitsahatra ny mampianatra ahy Ianao
    (haleloia! Haleloia!)
    Manoro ny lalana hombako koa
    (haleloia! Haleloia!)
    Tsy navelanao ho very izany izaho e
    (miaro Ianao eny miaro Ianao)
    Fa miambina mandrakariva eo Ianao
    (Miaro ianao eny miaro Ianao) x2




FIV:
Avo toerana nefa mahita Ianao
Ny tontolo mihondrika aminao
Tsy misy ny toa Anao
Ka e hosanna koa no ndeha atao


·