Hafatr'i Jesosy Tompo

KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena

Hafatr’i Jesosy Tompo


Hafatry Jesosy Tompo izay napetrany amintsika
Mifankatiava ianareo ho toy ny hitiavako anareo
Fa io no marika manokana hamatarana ny mpianatro
Fa izao tontolo izao tsy manana an’ io fifankatiavana io


Fa ireto telo ireto no mitoetra amin’ny andro farany
Dia ny finoana sy fanantenana ary ny fitiavana
Fa ny zava-dehibe indrindra dia ny fitiavana
Ka mifankatiava ianareo sy mifanaja f’izay no hafatr’i Jesosy


·