hafaliana

None

hafaliana


Hitondra hafaliana ho anao androany
Hamafa ny olana sy ny tomany
Ilay Tompo Mahery Mpamonjy anao
Dia vonona foana hatramizao
Koa raisintsika amin - kafaliana hatrany


REF:
Faly tokoa re izahay
Manana Anao Toky sy Mpiahy
Ho mpitarika ny fiainanay
Ravoravo e ny fo manantena fa ho to
Aminay ny fiadanana


Koa na maro aza ireo fitsapana
Miteraka olana sy fahantrana
Ny ho kivy sanatria
Tsy ho ketraka satria
Eo Ianao ilay Fifaliana
Ho anay


REF:


·