Hafa Kely Kosa
Stenny
Hafa Kely Kosa
- Fifaliana hafakely
No hatolotro ho anao
Ry tanora tovolahy
Sy tanora tovovavy
Tsy hoe handihy Rock
Na hoe hisotro toaka
Fa hijery ilay Mahery
Andriamanitra mahagaga
Ref: Hafa kely kosa
Hafa kely kosa
Fifaliana tsapa
Miaraka amin’I Jesoa Kristy
Hafa kely kosa
Hafa kely kosa
Fitahiana azo
Miaraka amin’I Jesoa Kristy
- Ny an’izao tontolo izao
Mila mijery video
Na manenjika boƮte de nuit
Fa rehefa avy eo lasa 4 mis
Fa ny ao amin’I Kristy
Fifaliana maharitra
Loharano miboiboika
Natao haharitra mandrakizay
Ref: Hafa kely…
- Andramo kely anie
Raha tsy tsapanao ireo voalaza ireo
Fa hiova ny fiainanao
Raha mandray Azy ianao
Ref: Hafa kely…