Fony aho

Feon'Kalvary

Fony aho


Fony aho mbola feno ota
Dia indro efa notiavinao
Ianao no nisolo voina
Mba ho fanavotana ahy
Ka na mafy aza ny manjo
Na sarotra aza izany dia
Tsy ahoako fa indro hizotra
Hanaraka sy hankato Anao x2


Tena very aho raha tsy noho Ianao
Ka faly aho fa voavonjy izao
Koa ny androko sisa rehetra
Atolotro manontolo ho Anao X2


·