FOLO TAONA

Tarika Hasina

FOLO TAONA


FOLO TAONA..


Zay fotona izay…..
Toa tadidy ao an-tsaina sy tantaraina,,
Hirahira miloaka ao am-po
Hirahira izay tsy afaka an-ndoha,,
Toa tsaroako isika leroa,,
Nifampitaona tetsy teroa
Avy tan-tsekoly! Ndao aloha,,
Hirahira ambony tamboho,,
(Folo taona izay) zay niarahana nihira,,
(folo taona izay)
Zay niarahana nikalo
(folo taona izay)
Vazo hampitambatra ho iray,,,
Zay fotoana ela izay
Toa tsaroana foana tsy dilan’ny taona
Kalo mampahery Fo
Mampitraka raha tojon’ny manjo,,


Toa tsaroako isika leroa..
………


·