Foiko ho anao
Rija Rasolondraibe
Foiko ho anao
Foiko ho Anao ny fisiako
Omeko ny ahiahy
Foiko ny foko sy fanahy
Ianao nifidy ahy no fidiko
Vatolampiko Ianao
Ho fiereko hatrizao
Novonjenao aho ka hanjakao
Fenoy ny hasirsira ny hasinao
Velomy ao ampoko ny hery vaikan’aina avy Aminao
Ho velon’aina aho noho ny fanahinao
Ho ao amin’ny andro faha-fito aho
Ny fitondrana omeko Anao
Izay mety ho ambom-po ravao
Ianao sy ao Aminao
Vao isan’andro izao
Fitsaharako Ianao