Fohazy aho
Hirah Israël
Fohazy aho
*Tompo ô!, inty aho
Mitady Anao, miantso Anao
Ato anaty alina, feno haizina no mitalaho
Mirehitra ny hetahetako
Fatratra ny faniriako
Ka resin-tory ny fanahiko
Te ho taitra, te hifoha.
Fantatro fa tsisy afa-tsy lanao Mahay manefa izao faniriko izao, Jeso ô!!!
Fantatro fa ny Fanahy Masinao
No afaka hitondra fifohazam-panahy,
Ho anay, ho ahy.
Fohazy aho Fanahy Masina ô!
Sokafy ny mason’ny Fanahiko
Kasiho, fenoy, hosory amin’ny hosotrao
Fa te hifoha hahita Anao.
(X2)
Fohazy aho Fanahy Masina ô!
Sokafy ny mason’ny Fanahiko
Kasiho, fenoy, hosory amin’ny hosotrao
Fa te hifoha hahita Anao.
….
*Fohazy aho Fanahy Masina ô!
Sokafy ny mason’ny Fanahiko
Kasiho, fenoy, hosory amin’ny hosotrao
Fa te hifoha hahita Anao.(X2)
Fa te hifoha hahita Anao.(x3)
Haleloia!(x3)