Fo manantena
SLK 'lay Mpiantsa Soa
Fo manantena
MIANDRY ANAO IZAHAY
Fo manantena sy feno finoana Tompo ô
No entinay midera, mankalaza Anao
Endrika faly sy fo mino matoky
No entinay miandry ilay ora izay hiavianao
Ref: miandry Anao izahay Jesoa malala ô!
K’ataovy tsy ho folaka andatony
Ka hahandry ny fiavianao
Tsy ho resin’ny satana
Ka ho tafita vao ho rendrika
Ka hahita ilay tany soa mahatretrika