FITSARAN'NY LANITRA
Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE
FITSARAN’NY LANITRA
Raha ho ravainy androany dieny androany izao tontolo izao
Mba aiza ho aiza e ny fahavononanao hitsena an’i Jesoa
- Raha anio e no ihavian’ny Tompo
Raha izao no handaozanao ny tany
Raha ho aringany androany dieny andriany izao tontolo
Mba aiza ho aiza e ny fahavononanao hitsena an’i Jesoa x2
Ref:
Tsy maintsy hifanatri-tava @Tompo isika e
Tsy maitsy handalo eo avokoa ‘zao tontolo izao
NY FITSARAN’NY LANITRA tsy maintsy ho atrehinao
Koa mibebaha dieny mbola velon’aina e
Fa tsy maintsy ho tsaraina e
- Izaho anio e miangavy anao rahalahy
Mba katsaho ny ho avin’ny fanahy
Ny nofo izay manara-po @filana tsy handalo fitsarana
Io fitsaran’ny lanitra io rahalahy tsy misy avocat x2
Ref: Tsy maintsy………………….