FITSARANA

Ny Tsanta Fitoriana

FITSARANA


Indro efa manoloana anao
Ilay fitsarana nendrasanao
Tsisy tahotra eny aminao
Raha toa Jesosy no hiady ho anao
Nefa tsarovy ireo vitanao
Fa io ihany.
Io ihany no hiampangana anao
Refa ary.


FIV:
Raiso Jesosy ré dieny izao
Raiso Izy honina ao am-ponao
F’Izy hanintsy ny lalana haleha
Raha sendra very ré
Tsy mba hanary anao ré sanatria
Ilay Jesosy zoky be fitia
Raha tonga ilay fotoana izay
Hitsarana anao.


A/C: RAZAFINDRAKOTO Jean Philibert.


·