FITIAVAN'ANDRIAMANITRA

GALAF

FITIAVAN’ANDRIAMANITRA


1-Fitiavan’ Andriamanitra
No nanolorany ny zanany(tsara sy maharitra)
Tsara sy maharitra ho an’izay hankasitrahany
Tamin’ny hazofijaliana no nanehoany izany.


2-Koa manolo tena indrindra aho
Ho setrin’ny fitiavanao Jeso(hitory teny soa)
Hitory teny soa hatrany am-paran-tany aho
Ka iangaviako Ianao mba harotsay NY Fanahy Masinao.


-Ry Jesosy Tompo tsara ô!
Misaotra Anao izahay
Nanetry tena Ianao
Ho fanavotana anay,
Hivavaka aho Tompo ô! Ho fiderana Anao
Handoalika aho ry Jesoa hifona Aminao.


·