FITIAVAN’ANDRIAMANITRA

APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)

FITIAVAN’ANDRIAMANITRA

Toy izao e ! no nitiavan’A/tra an’izao tontolo izao
Choeur : Tena lehibe tokoa ny Fitiavan’A/tra
Nomeny ny zanany e !
Mba tsy ho very izay rehetra mino azy e !
Choeur : Tena lehibe tokoa ny Fitiavan’A/tra
Fa hanana ny fiainana mandrakizay e ! e !
Choeur : Tena lehibe tokoa ny Fitiavan’A/tra

(Tena lehibe tokoa) bis
(Tena lehibe ny Fitiavan’Andriamanitra) bis

Tonga I Kristy Jesoa izay naka ny fomban’olombelona
Choeur : Tia antsika e ! e ! Andriamanitra
Tsy nihevi-tena ho ambony
Fa naka ny fomban’ny Mpanompo
Choeur : Tia antsika e ! e ! Andriamanitra
Tsy vitan’izany ihany
Fa nilatsa-tena ho ambany e ! e!
Choeur : Tia antsika e ! e ! Andriamanitra
Satria nanaiky ny fahafatesana
Teo ambony hazofijaliana
Choeur : Tia antsika e ! e ! Andriamanitra

(Tena lehibe tokoa) bis
(Tena lehibe ny Fitiavan’Andriamanitra) bis
(Tena lehibe tokoa) bis
(Tena lehibe ny Fitiavan’Andriamanitra) bis

A/C: RAJERY Germain (Rajery Valiha)

·