Fitiavana nekena

Sanda Mozika

Fitiavana nekena


Raha toa fitiavana hiserana
Tsy noventsoiko akory
Raha fitia ferana mahalina mampahory
Olontina hitokina ,izay no hirina


Eny angamba ho fantatrao
Ny fitiavako hatramizao ny hanaja lalandava
Tsy handrava izay nekena
Raha fitia ferana mahalina mampahory
Ref:
Ary hinoko ato ampoko (2)
Fa fitiavako ianao
Mandrakizay no fetra hiarahana


Music


Raha toa fitia no hanombinana
Hofaranana taraina
Toa volantsinana tsy maharitra maraina
Olontina hitokina izay no hirina


Eny angamba ho fantatrao
Ny fitiavako hatramizao ny hanaja lalandava
Tsy handrava izay nekena
Raha ny volantsinana
Tsy maharitra maraina e
Ref:
Ary hinoko ato ampoko (2)
Fa fitiavako ianao
Mandrakizay no fetra hiarahana


A/C:Tiana Andrianaina


·