Fitiavana lehibe

YMC Gospel

Fitiavana lehibe


Vao mifoha maraina ianao
De tsarovy fa nohon’ny fitahiana
Eo ’lay Ray be fitiavana
Raha mandalo sarotra
De tsy ho irery fa
eo ny vahaolana
Eo lay Ray be fitiavana a


Fitiavana lehibe, no natolony ho anao
Indro ny zanany Lahitokana nafoiny ho anao
Hitondra ny helokao


Vao mihiratra ny maso dia tsarovy fa:
Nohon’ny fitahiana
eo lay Ray be fitiavana
Raha miady mafy ianao
De tsy ho irery fa:
Eo ny vahaolana
Eo lay Ray be fitiavanaa


·