Fitiavana

APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana

Fitiavana


1- Ny feoko miantsa, ny foko feno hira
Fiderana an’Izy Ray, nahary
Fitiavana


Ref :
Fa voninkazo iray
Mivelatra aho Ray ô
Tarafin’ny hazava-masoandro
Hatopatopan-drivo-doza
Tsy folaka, miarina, mandefitra


2- Fa efa tia aho hiainako ilay fitia
‘Zay mahay mifamela hadisoana
Fitiavana


3- Mahamenatra natiora
Zay fitia andrankandrana
Fa fiainana voasedra tanteraka
Fitiavana


·