FITIAVANA
STK FJKM Ambatomena Antananarivo
FITIAVANA
Ireto anio no mitoetra
Dia ny finoana, fanantenana
Dia ny finoana, fanantenana
Ny tena lehibe, ny fitiavana
Fitiavan’ny Ray, Andriamanitra
Ambara indray fa maharitra
Tonga lafatra fitiavan’ny Ray
Omaly anio sy mandrakizay
Jesosy no ilay, fitiavana soa
Ambara indray tsy manampaharoa
Nahafoy ny ainy ho ahy sy ho anao
Ny famonjeny, no naha toy izao