Fitiavan-dRay

FEOMAFI

Fitiavan-dRay


Fitiavana mahafitra ho mandrakizay
Nasehony´ilay Andriamanitra Ray
Izao izay mpanota tsy mendrika
Nefa nafoinao ´lay Jesoa zanakao


1- Andriamanitra mahagaga
Ary koa mpanolotsaina
Andriamanitra mahery ianao
Rain´ny mandrakizay
Andrian´ny fiadananao
Ny fanapahana dia eo an-tsorony


Dera sy laza anie sy voninahitra
Ho anao ry Tomponay
Ho mandrakizay


2- Mpanjaka ny mpanjaka
Sy Tompon´ny Tompo
Lehibe tokoa ny voninahitrao
Kanefa nahafohinao
Ny seza fiandriananao
Mba hamonjena anay mpanota ety.


Dera…
.


·