Fitia tsotra izao

Johasina

Fitia tsotra izao


Maizina, mangina ny alina
Kintana, manondro ilay làlana
Ho anao, miaina anatin’ny ahiahy
Trano kely, mitory fanatren-tena
Ny harena, tsy mitondra famonjena
Teraka ilay zazakely, Ilay Imanoela


Ref : Avia, avia manantona azy
Fitia tsotra izao no omeny
Aza manamafy ny fonao


Tsy ho very, fa afaka manantena
Fianana mifono hasambarana
Teraka ilay zazakely, Ilay Imanoela


     Ref : Avia, avia manantona azy 

Fitia tsotra izao no omeny
Aza manamafy ny fonao

Tonga izao ilay fotoana
Hanaraka azy, Izy eo foana
Tonga izy hitady anao,
Miandry ilay safidinao, safidinao
Safidinao


     Ref : Ref : Avia, avia manantona azy 

Fitia tsotra izao no omeny
Aza manamafy ny fonao

Maizina, mangina ny alina


·