Fitia sahala

Liva sy Nirina

Fitia sahala


(L)
Eny ho aho ry aiko
Faly anie zany saiko
Fa toa ny faniriko
Eto anilanao re ry tiako
To ny faniriko
Eto anilanao rer ry tiako


(N)
Eny ho aho ry lala
Lazaiko tsy misalasala
Fa tretrika sy sambatra aho
Fa tena mba tojo anao
Tretrika sy sambatra aho
Fa tena mba tojo anao


REF : Tiako ianao ka tiako
Ianao no fifaliako
Ianao no nofidiko
Satria ianao no tiako


Ndreto ary isika izao
Efa mahalala
Fa ny ato am-poko sy ao am-ponao
Dia tena fitia sahala


Izao sy ianao
Samy mahalala
K’andeha isika manomboka izao
Hiombom-pitia fa sahala
K’andeha isika manomboka izao
Hiombom-pitia fa sahala


Na mamy na mangidy
Isika efa iray safidy
Ka na ho tsara na ho ratsy koa
Dia vonona hifanasoa
na ho tsara na ho ratsy koa
Dia vonona hifanasoa


Ireo lasa izay nahory
Tsy ahoantsika akor
Ireo toloko sy tomany
Hisolo hiram-pitia izany
Ireo toloko sy tomany
Hisolo hiram-pitia izany


REF : Tiako ianao ka tiako
Ianao no fifaliako
Ianao no nofidiko
Satria ianao no tiako


Ndreto ary isika izao
Efa mahalala
Fa ny ato am-poko sy ao am-ponao
Dia tena fitia sahala


Izao sy ianao
Samy mahalala
K’andeha isika manomboka izao
Hiombom-pitia fa sahala
K’andeha isika manomboka izao
Hiombom-pitia fa sahala


·