Fitia adala

18.3

Fitia adala




Raha resaka jôba dia aleo teneniko leisy ny tena tantarako
Tantaraiko anareo ny tena nahazo anay sy ilay tiako ho anjarako
Nidona taminy aho, dia nampiresaka dia nanapoinsa,
Kanefa ni-koinsa ilay kôzy fa tsy tiany hono aho fa tsy mpanao smurf
Dia avy eo aho nitapitapy taminy dia vonona hiala tamin’ny Rap
Tsy aleonao ve mifanaraka amiko fa bebenay tena acrobate?
Sady bebenay kobonao fa tena matavy fa tsy kil
Sady amidiko ny tany, ny mille bandes ary koa ilay kiranyl
Izaho vonona ny hanome azy ny aiko sy ny fanahiko manontolo
Tsy ny lanitra fahafito no omeko anao fa ny lanitra faha 18
Kanefa tsy tafa vao kôpy izy ny alikanay manao bandeau
Tsatsako koa ny feony satria dadabenay tsinona kômandô
Nitady jôba nefa tsy nahita hafa ilay adalabe
Ny sasany mantsy be volon-tongotra, ny sasany kosa be feo be
Ny sasany vaky feo, ny sasany kosa nefa sola
Tsy mety mitola izy ireo raha tsy mipotsaka leisy ny vola
Nisy jôba tara tamin’ny DJ fôpla be de Paris tao amin’ny Cavs
Kanefa izao koa vao kôpy hoe izaho DJ Dago dia collapse
Nomeko poeratra vita tamin’ny inox dia bonbon gasy bediabe
Tsy tiany hono izany fa ny azy hono tena bonbon anglais
Tsy ampy ny sôsy dia lasa nividy bonbon congolais
Avy eo izahay sy izy nanao otran’i papa sy mama ela be, ela be
Tsy koi mihitsy fa ny bainy tena nomeko tsolotra
Amin’izay azokony vatany iray manontolo dia azoko koa ilay tena molotra.


Tiako ianao



Fa jô!
Ny foko tsy mandeha silany fa tonga dia izy iray manontolo
Izaho tsy mamono lolo fa am-poko sary tokana iray,
iray ihany tsy misolo
Ekeko fa izaho tsisy rotsa poivre
raha izany no tadiavinao any dia tsy quoi
Fa amidy daholo ny kiraroko rehetra, reebok sa fla, drigue sy piston.
Dia omeko anao ilay mofo mamy ao amin’ny Champion,
Dia vidiako ho anao ilay kitro amina million ao amin’ny pavillon
Dia hividy Telecell, sy hanangana villa very well
Tokontany asiana tsangambato, poubelles sy tour eiffel.
Ery amin’ny ilany ery raha mety ianao dia asiana piscine



Tiako ianao



·