Fitarainana

SLK 'lay Mpiantsa Soa

Fitarainana


FITARAINANA
Jehovah ô! Mitaraina aho
Fa reraka ny fanahiko
Fa Ianao no Andriamanitro
Ka henoy ny fitarainako


Feoko no hitarainako
Feoko no hifonako
Ny hirako nohanehoako o o hoe
Fa Ianao no Mpamonjiko


Marina Ianao Jehovah ô!
Sy mahitsy ny fitsipikao
Didinao no hotandremako
Teninao no fifaliako


·