Firy firy moa izay

Hanitr'i Kristy

Firy firy moa izay


Firyfiry moa izay toriteny izay
Efa henonao sy nirahirainao
Nefa ianao dia toa variana amin kilalao
Dia mihevitra fa hoe ,Mbola lava ny andro eto


Nefa fantatrao fa tsy tsara ny mihaina eto an-tany izao.Lasa ianao lasa any misaringitra any anaty fiainana feno aizina


Firy firy moa izay antso efa natao
Hamerina indray ireo ondry izay nandao
F’ity tany ity anie tsy aharitra ela be
Fa misy vaovao izay nataony ho ahy sy ho anao


O fantatrao fa tsy tsara ny miaina eto an-tany izao
Asanao, asanao ny mana-pakevitra hiova hanaraka an’i Jeso


·