Firaisankina iray

KTLM Firaisankina Antsirabe

Firaisankina iray


Firaisankina iray e,
Isika rehetra izao,
Firaisankina iray e,
Tsy hifandao,
Firaisankina iray e,
Fanahy vaovao,
Hiara-hanorona ity fiangonana ity e !


Na izaho na ianao samy tompony avokoa e,
Ho tahian-janahary ho ambinin-java-tsoa e,
Hiara hientana hanangana trano vaovao ô !
ho lova fananan’ny dimby sy fara e e e !
Hiara hientana hanangana trano vaovao ô !
Ho lova fananan’ny dimby sy fara e e e !


Firaisankina iray e,
Isika rehetra izao,
Firaisankina iray e,
Tsy hifandao,
Firaisankina iray e,
Fanahy vaovao,
Hiara-hanorona ity fiangonana ity e !


Hifanampy hifanohana sy hifanasoa e,
Iray saina sy fo miramirana tokoa e,
Hiara hientana hanangana trano vaovao ô !
Ho lova fananan’ny dimby sy fara e e e !
Hiara hientana hanangana trano vaovao ô !
Ho lova fananan’ny dimby sy fara e e e !


Firaisankina iray e,
Isika rehetra izao,
Firaisankina iray e,
Tsy hifandao,
Firaisankina iray e,
Fanahy vaovao,
Hiara-hanorona ity fiangonana ity e !


Mifampitantana, mifanome tanana
ho an’ilay, ho an’ilay Fiangonana


Mifampitantana, mifanome tanana
ho an’ilay, ho an’ilay Fiangonana.


·