Firaisankina

Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo

Firaisankina


Raha misy ny firaisankina amintsika mpiray finoana
Dia hanohana Andriamanitra ka ho re ny akon’ny lanitra
Raha misy fifanohanana, firaisan-tsaina, firaisam-po amintsika
Dia hitoetra ny Fanahy Masina


Refrain: Mila mihavana, mifamela heloka
Raha toa kanisy ny adiady sy fifandirana
Dieny izao mila miova
Asehoy ny fitiavana, tsy misy fanavahana
Mila firaisana


Atsaharo ny disadisa amintsika mpiray finona
Fa fifankatiavana no hita ho santatry ny paradisa
Tandrovy ny firalahiana, ny fifanampiana tsy azo ariana amintsika
Dia hotoetra ny Fanahy Masina


A/C: Rizia Rbrl


·