FIFALIANA

RANTSANA FANANTENANA BEMASOANDRO ITAOSY

FIFALIANA



  1. He feno fifaliana sy haravoana
    indray ‘zahay satria nahoana?
    Mahita anao manatrika etoana
    He faly fa tafahaona


REF:
Hitahy anao anie Jesôsy tia
Mandritra ny androm-piainanao ety
Ka hitohy hatrary annkoatra ary
ie he ie he dia fifaliana foana e!
Andao re mba hiaraka isika
hidera an’Andriamanitsika
Ataovy mafimafy ny lamako
Ataovy tsy miato



  1. Andao re mba hiaraka isika
    Hidera an’Andriamanitsika
    Ataovy mafimafy ny lamàko
    Ataovy tsy miato


A/C Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO


·