FIFALIANA
Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro
FIFALIANA
- He feno fifaliana sy haravoana
indray ‘zahay satria nahoana?
Mahita anao manatrika etoana
He faly fa tafahaona
REF:
Hitahy anao anie Jesôsy tia
Mandritra ny androm-piainanao ety
Ka hitohy hatrary annkoatra ary
ie he ie he dia fifaliana foana e!
Andao re mba hiaraka isika
hidera an’Andriamanitsika
Ataovy mafimafy ny lamako
Ataovy tsy miato
- Andao re mba hiaraka isika
Hidera an’Andriamanitsika
Ataovy mafimafy ny lamàko
Ataovy tsy miato
A/C Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO