Fideranay

The Voices Of God (VOG)

Fideranay


Hasandratray ny tananay
Atolotray fo sy fanahy
Fa mbola afaka indray
Hidera aho, Hitsaoka Anao Ray


Hasandratray ny tananay
Atolotray fo sy fanahy
Fa mbola afaka indray
Hidera aho, Hitsaoka Anao Ray


Haleloia, sy Hosana
Hirahira, Fiderana
‘Zay hankasitrahanao
Haleloia, sy Hosana
Ho Anao ry Ray
Mandrakizay! Raiso ny fideranay


Hasandratray ny tananay
Atolotray fo sy fanahy
Fa mbola afaka indray
Hidera aho, Hitsaoka Anao Ray


Haleloia, sy Hosana
Hirahira, Fiderana
‘Zay hankasitrahanao
Haleloia, sy Hosana
Ho Anao ry Ray
Mandrakizay! Raiso ny fideranay


Haleloia, Haleloia, Haleloia, Ho Anao


·