FIDERANA MANDRAVA SAKANA

Gasy Tsara Midera

FIDERANA MANDRAVA SAKANA


Hira fiderana madrava sakana e
Hira fiderana mamaha fatorana e
Izay maheno azy dia manao hoe
Izay ilay fiderana mampahery e


Ny ankizy falifaly
Ny tanora falifaly
Ray amandreny falifaly
Dadabe falifaly
Nenibe falifaly
Olo-jiaby falifaly
Falifaly fa hidera an’I Jeso


Ny ankizy falifaly
Ny tanora falifaly
Ray amandreny falifaly
Dadabe falifaly
Nenibe falifaly
Olo-jiaby falifaly
Falifaly fa hidera an’I Jeso


Ohatran ‘izao izay rehefa midera
Ohatran ‘izao izay rehefa midera
Ohatran ‘izao izay rehefa mandihy
Ohatran ‘izao izay rehefa mandihy
Aminy fonay aminy sainay
Aminy herinay no hideranay ny tomponay


Ohatran ‘izao izay rehefa midera
Ohatran ‘izao izay rehefa midera
Ohatran ‘izao izay rehefa mandihy
Ohatran ‘izao izay rehefa mandihy
Aminy fonay aminy sainay
Aminy herinay no hideranay ny tomponay


Eto anatrehany ny Tompo
No hitsinjahako
Satariny eto antany
Ilay fiderana
Tsy mijanona raha tsy any andanitra any


Eto anatrehany ny Tompo
No hitsinjahako
Santariny eto antany
Ilay fiderana
Tsy mijanona raha tsy any andanitra any


Ny ankizy falifaly
Ny tanora falifaly
Ray amandreny falifaly
Dadabe falifaly
Nenibe falifaly
Olo-jiaby falifaly
Falifaly fa hidera an’I Jeso


Ny ankizy falifaly
Ny tanora falifaly
Ray amandreny falifaly
Dadabe falifaly
Nenibe falifaly
Olo-jiaby falifaly
Falifaly fa hidera an’I Jeso


Ohatran ‘izao izay rehefa midera
Ohatran ‘izao izay rehefa midera
Ohatran ‘izao izay rehefa mandihy
Ohatran ‘izao izay rehefa mandihy
Aminy fonay aminy sainay
Aminy herinay no hideranay ny tomponay


·