FIDERANA MAFANA
ISAAC DE PAUL
FIDERANA MAFANA
Fiderana mafana (×3)
I
Ndao hiara-hifaly e!
Hidera ny Tompo
Fa tsara indray ny androany e!
Mihoatra ny taloha.
II
Reseo ireo hakiviana e!
Manaka anao
Fa androm-pifaliana e!
Izao anio izao
Bridge:
Fa any an-danitra any (fiderana mafana)
Tsy misy fiafarany
(Fiderana mafana)
Ireo olo-marobe
(Fiderana mafana)
Miara-mihoby oe: