Fiderana
Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa
Fiderana
Rariny ny midera anao , hitsiny ny mankalaza anao
Mendrika hisaorana lalandava ianao ry Tompo oh

Tompoko, sy Andriamanitrooo
Ianao no masina indrindra ry Tompo Andriamanitra oh
Ny feon’ny voary rehetra no entiko hankalazaina anao
Ianao no mpanjaka mahery ry Tompo Andriamanitra oh
Ny lohalika rehetra anie , handohalika eo aminao
Tompoko sy Andriamanitroooo