Fiarovana ho ahy
Ny Antso Fiakarana
Fiarovana ho ahy
N’aiza misy ahy tompo oh
N’inona izay mitranga ety
Tsy anahy tsy anatahotra aho
Fa izao mahafantatra
Fiv : Fa ianao tia ahy tompo oh
tsy amela ahy hiady irery
vatolampy tsy mikoro
sy fiarovana ho ahy ianao
Ny fianinako tompo oh
Dia ankiniko aminao
Ka na be ireo fahavalo
Dia ianao no hiady ho ahy
Fiv : Fa ianao tia ahy tompo oh
tsy amela ahy hiady irery
vatolampy tsy mikoro
sy fiarovana ho ahy ianao
A/c: Nomena Mario O.