Fiainana Mandrakizay
azofi fjkm ambohipo
Fiainana Mandrakizay
Fiainana Mandrakizay
1/Ny fitandremana ny didy, ny fahafoizina ny rehetra
Dia tena toetra sarobidy, baiko ary koa fepetra
Ny fanaovana ny marina, ny fandrenesana ny Teny
Dia tanjona izay ho tratrarina
Fanalahidy ho anao ireny
Réf: Hahazoana ilay zava-tsoa dia fiainana mandrakizay
Tsy iza io fa Jesoa Ilay teny fikasan’ny Ray
2/Ny finoana an’i Jesoa, ny fankahalàna koa ny aina
Dia antoka tsy mety ho lò)×2
3/Hanavao isa-maraina
Ny fihinanana ny nofony, ny fisotroana koa ny ràny
Dia hampitombo ny solofony, hampamololona ny tany