Fiainana ambony
Rossignol
Fiainana ambony
Fiainana ambony
No iantsoanao ahy
Hivelomako ho Anao ry Tompo
Fiainana madio
Tsy mba manan-tsiny
Irianao mba ho ahy
Anio ankehitriny.
Ref:
Avo loatra ka mety tsy ho haiko
Ny fironana no mibaiko
(Ka aoka!) Aoka ny fitiavanao no hanery ahy
Hahaizako manao ny sitrakao.
Ou!ou!ou! Ou!
Ny fahasoavanao no ilaiko
Hampilefitra ny izahoko