FIAINANA

Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)

FIAINANA



  1. Ny fiainana eto an-tany anie
    Mandalo sady tsy mampiadana
    Ilay satana koa mamatotra
    Raha tsy eo Jesosy ilay mpanafaka


Ref : Fa toy izao no nitiavany
Nitiavany izao tontolo izao
Nafoiny ho avotra ny tenany
Ho famonjena anao mpania
Na dia mpanota, tsy mendrika
Avy henoy izao teny izao
Izay mino Azy hanam-piainana
Mandrakizay, FIAINANA



  1. Raha tona ao am-ponao ny nenina
    Ny mankafy fiaina-mihelina
    Hande hitady fitsaharana
    Mandrakizay tsy mba mifarana


·