Fiainan-danitra

GAFLI

Fiainan-danitra



  1. Tsara, tena tsara ’lay Andriamanitra
    Dera, ndeha hidera hanaka-danitra
    Manerana ny tany sy izao tontolo rehetra izao
    Ka dera sesilany ho Anao


Ref: Rehefa any an-danitra isika e!
Hitoetra eo anatrehan’ny Ray
Dia fiderana sy mozika e!
‘Lay fiainana mandrakizay



  1. Havako รด, moa ianao ve mba efa vonona
    Raha avy ny andro hitsarana, ianao ve mba voatonona
    Hiara hidera an’i Jesoa, hanandra-peo fifaliana
    Sa ’lay ho very an’afobe, fijaliana


Ref: Rehefa any an-danitra isika …


·