Fiainam-baovao
GROUPE MANANDRATRA
Fiainam-baovao
Ref:
Hianatra, hianatra
Hiaina ilay fiainambaovao
Dia fiainana maharitra ho Doria
Ndao hanaradia an’i Jesosy
Hisafidy lanitra
1.O ry olona, รด mifohaza
‘Ndeha ovay re ny toetranao
Ndao hiadany amin’i Jesosy
Aza Ela re Sao neninao
Ref:
Hianatra, hianatra
Hiaina ilay fiainambaovao
Dia fiainana maharitra ho Doria
Ndao hanaradia an’i Jesosy
Hisafidy lanitra
2.Iray ihany no tanjona kendrena
Dia ny fiainana mandrakizay
Ndao hampitovy ny fomba fijery
Hiombona satria tena iray
Ref:
Hianatra, hianatra
Hiaina ilay fiainambaovao
Dia fiainana maharitra ho Doria
Ndao hanaradia an’i Jesosy
Hisafidy lanitra
A/C: Ezra Sabathin