FIADANANA

Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)

FIADANANA


Indreto izahay mpianakavy
Tafavory iray an-tranonao
Mifandray tanana ho mari-pihavanana
Mpiray tam-po tsy misy hafa


Mivondrona ao amin’i Kristy izahay
Mitambatra ho vatana iray
Miombo-kafaliana amin’ny fanasana masina
Sakafo aroson’izy Ray ho anay


Indreto izahay nantsoinao
Ho vahoaka masina navotanao
Mitory ny fitiavana mba ho fanasina
Tsy misy hafa samy zanakao


A/C : Nivo


·