FIADANAN-TSAIKO KRISTY
AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)
FIADANAN-TSAIKO KRISTY
REF :
Jesus Ianao no lalana mahasambatra
Ny tianao, Iazao ato an-tsaiko
Fa ho ataoko na hiantra aman’aiko
Thank You ny @ fitiavanao
Jesus mahery aho
Ekeko zay rehetra miseho
Na dia mafy aza io
Fiadanan-tsaiko Kristy
(x2)
- Jesus n’iza n’iza no mahay
Ka hitady fomba hitaomana ahy (hitaomana ahy)
Dia mialatsiny, ho reraka, hiala maina ( ou ou ou )
Noesorinao tokoa ny aizina nanarona ahy
Ka misaotra indrindra, fa dia fitia
Zay nataonao ahy
REF : ……
- Master, Ianao essence ny fiainanay
Tsy manary lanao fa momba anay (momba anay)
Miangavy Anao, mba sokafy izay mihidy, sokafy ao
( ou ou ou )
Tsy nety ‘zay nataoko raha nanadino ny sitraponao
Satria lanao saropiaro
Tonga saina aho, Ka ampiasao, hitsio
Asandrato รดรด
REF :…. x2
Ekeko zay rehetra miseho x3
Na dia mafy aza io
Fiadanan-tsaiko Kristy