Feon-dakolosy

TA.FA.MA (Taratry ny Fahazavana Mahazoarivo)

Feon-dakolosy


Moa ve mba renao ny lakolosy
Feon-dakolosy natao ho anao
Mitaona anao hiverina amin’ny Ray
Andao, andao re!


Isan’andininy:
Meteza ianao izao dia izao
Mba hiverina amin’ny Ray
Feon-dakolosy izay mitaona anao
Andao, andao re


Fifaliam-be ny ao an-danitra ao
Raha manaiky ny hiova ianao
Izahay mivavaka ho anao
Amen, Amen


·