Feon-Dakolosy

MR Razafy

Feon-Dakolosy


Feon-dakolosy (Mr Razafy)


Injany misy feon-dakolosy
Manakoako lavitra any
Manaitra no sady toa mitory
Embona sy alahelo anao lasana any


Miverena re ry mpivahiny
Hoy ny feo miantefa aminao
Miandry anao ho tody ankehitriny
Miverena modia re izao


Sasa-miandry anao mba ho tody
Ka injao mamelovelo mitalao
Modia re no any fanafody
Ka ny ranomaso foana no mitraho


Miverena re ry mpivahiny
Hoy ny feo miantefa aminao
Miandry anao ho tody ankehitriny
Miverena modia re izao


Sasa-miandry anao mba ho tody
Ka injao mamelovelo mitalao
Modia re no any fanafody
Ka ny ranomaso foana no mitraho


·