feo miantso
None
feo miantso
Injany feonao miantso manambara
Izaho no Làlana sy Fahamarinana
Ary Fiainana ho anao
Izany Feo izany
Manainga ny Fanahy
Hitodika Aminao Ianao no tokoa no Ray
Hiatrika fiainana hafa indray
REF
Nahoana no tsy handray izany antsonao ry Ray
Kanefa dia fantatray ny làlana tokony hizoranay
Hiatrika fiainana hafa indray
Ho antsika rehetra izay mandre
Meteza re ho mpakatoa
Ny tenin’ ny Tompo anie
Fiainana tokoa
Ary ampinga sy fiarovan-doha
REF