Feo fihavaozana
CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)
Feo fihavaozana
1- Feo fihavaozana ry Kristy o
no hirainay sy ventesinay
mba hideranay ny anaranao
ry masina mandrakizay
réf: miondrika mitsaoka anao
zahay izay navotanao
manaiky anao Tompo tokana
ho an’izao tontolo izao
2-eran’ny tany no halehanay
hitoriana ny fitiavanao
havaozinao ny fomba fiasanay
ka mba tafio ny herinao
réf: miondrika mitsaoka anao