FENOY VAVAKA

GALAF

FENOY VAVAKA


1-Fenoy vavaka ny fiainanao rehetra
Na maraina, ny atoandro, ny hariva sy ny alina
Aza asiana fetra
Fa ny vavaka manova zavatra ,indrindra ny vavaka asandratr’ izay mino marina(×2)


-Antsoy ny Fanahy hitoetra aminao
Fanahin’ny RAY lay telo zay iray
Fa hanampy anao sy hanoro ihany koa
hasambatra anao ny vavaka ato.


2-Izay mivavaka amin’ Andriamanitra
Na kely na lehibe, tanora sy antitra ,dia ho sambatra
Fa ny Ray mpahary manana làlana hitarihana ny olona mino matoky ny heriny .(×2)



·