Fehin'ny fifankatiavanay

Chorale Sedera Ambalavato

Fehin’ny fifankatiavanay


Dia hifandray tanana, sy hifampitantana
Hiara-hampahery ireo havana
Nozohim-pahoriana handairana hakiviana
Ho fehin’ny fifankatiavanay
Ref:
Fa tsinontsinona izahay raha mihoatra aminao Ray
Fa izay kely anananay no indro atolotray
Mba hanehoanay, fa mpianatrao ‘zahay
Raha toa mifankatia…
Dia hifanolon-tanana, sy hifampitantana…
Ho fehin’ny fifankatiavanay


2- Ny fonay falifaly, no entinay mamaly
Ny antson’ireo namanay, izay mifaly
Fa aoka hiara-paly @izay mifaly…
Ho fehin’ny fifankatiavanay.
Ref…


A/C Vahatra (c) Rina Rnt


·