Fay aho o

Mamina de Tuléar

Fay aho o


            MAMINA de Tuléar
fa fay aho o!!!!

intoy zaho mivalona aminao e!!
mifona aminao zaho vadiko teako e!!!
fa tsy mety raha nataoko anao zay e!!!
fa ny adalako fa tsy ampodiko koa


mba mamela ahy iha vadiko teako e!!!
fa ny adalako ireny fa tsy ampoliko koa
fa zaho fa fay


mba mamela ahy iha vadiko teako e!!!
fa ny adalako ireny fa tsy ampoliko koa
fa zaho fa fay


fa fay aho o!!!!!! fay aho o!!!!!
nanao adalana ireny vitako hatrizay


fa fay aho fay aho fa fay aho e!!!
fa tsy averiko manindroa
ny adalana nataoko hatrizay


fay e!!!
fa fay aho e!!! fay aho e!!!!
fay e!!!
fa fay aho e!!! fay aho e!!!!


vao maraina be zaho de fa malany botakely
mba mieritreritra aho fa avy de malemy
mba dinihiko ihany fa tsy mety ny nataoko
efa hitako fa tsy mety izy de engako
zaho tsy hamerina hisotro toaka
fa tsy hivarilavo intsony
fa hanaja ny vady aman-dranako aho e!!!
ho tsinjoviko tsara
ny taranaka aman-para
tena mahatsiaro manenina aho
fa tsy mety ny nataoko


réf
fa fay aho o!!!!!! fay aho o!!!!!
nanao adalana ireny vitako hatrizay


fa fay aho fay aho fa fay aho e!!!
fa tsy averiko manindroa
ny adalana nataoko hatrizay


fay aho o!!!!
fay aho o!!!!
fay aho o!!!!
fay aho o!!!!
fay aho o!!!!
fay aho o!!!! oooo


fay e!!!!
fa fay aho e!!!! fay aho e!!!!
fay aho
fay aho
fay aho
fay aho
fa tsy nety ny nataoko


·