Fantatrao aho
Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana
Fantatrao aho
Ianao namorona ahy sy ny foko
Taloha nisian’ny tany
Dia fiainako Ianao
Ref: Fantatrao aho
Fantatrao ny foko
Hitanao reo tomany
Ka miantra Tompo oh
(ka mamalia Tompo oh)
Manana Ray aho
Izay miantso ahy
Tsy mba mandao Izy
Na aiza misy ahy